FPMA
Tafo Lyon

FPMA Nasionaly

Filazan-draharaha
dimanche 01 novembre 2020

[ FPMA GRANDS CHAMPS ] Voina Pasteur Emma RANDRIANANDRASANA

«mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny
lalàn’i Kristy» Galatiana 6, 2.

 
Traboina ny Ray amandreny mpitandrina RANDRIANANDRASANA Emma Claudine mivady
fa may ny tranon'izy ireo ka tsy azo hipetrahana intsony.
Ankehitriny dia mipetraka any amin'ny hôtely izy ireo ary lafo dia lafo no hofan'izany satria mbola izy mivady no mandoa  mandram-pivaly ny taratasy fandraisana antanana.
Izany no hiantsoana sy hanentanana antsika noho'ny maha-iray antsika ka hanaovana izao antso izao:
 
- Rohy "cagnottes en ligne "
 https://paypal.me/pools/c/8tw4EIB470?fbclid=IwAR1qJpQyzRBSopYSwPy-33YnFMJ4o48HEfvufYTJQVquX1OaNZ-OEoAC8dc
 
- Azo atao ny mandefa Chèque amin'ny anaran'ny mpitandrina
 Emma RANDRIANANDRASANA
FPMA GRANDS CHAMPS
47 RUE DULONG 75017 PARIS.

- Azo atao  ny mifandray @ mivady mivantana::
   1. Finday: 06.71.97.25.82
   2. Mailaka: pasteur-fpma-gc@fpma-grandschamps.org
  
Mpitandrina mpandrindra ny FAFATS Pasitera RANDRIAMANANTENA Théodore Raphaël
Filohan'ny FAFATS RABE Edson
Filohan'ny tafo Grands Champs RAKOTOMALALA RABOANARIJAONA Solofo
 
FPMA
Tafo Lyon

Faritany Atsimo Atsinanana

Filazan-draharaha
dimanche 01 novembre 2020

Zaika Be FATSATS

Pas de Zaika Be FATSATS cette année car Vivier ne pourra finalement pas recevoir.

Changements : 
- Pas de Zaika Be à distance
- Tombola en remplacement du vokatra initialement prévu
- Vokatra pour le FATSATS dans chaque Tafo FPMA du faritany si cela est possible
FPMA
Tafo Lyon

Sekoly Alahady

Filazan-draharaha
dimanche 01 novembre 2020

Reprise des cours à distance

"Aucun malheur ne t'arrivera, aucun fléau n'approchera de ta tente. Car l'Eternel ordonnera à ses anges de te garder dans toutes tes voies" Psaumes 91, 10-11

Suite au retour du confinement, nos cours se dérouleront à distance à partir du dimanche 8 novembre prochain.
Les numéros et informations d'accès aux cours en ligne restent inchangés. 

Vous serez contactés par les moniteurs pour l'organisation. 
FPMA
Tafo Lyon

SVK

Filazan-draharaha
dimanche 01 novembre 2020

Favoriana volana novambra

Ohabolana 3 : 6 : « Maneke Azy amin’ ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao »
 
Fiantsona fivoriana ho an'ny vehivavy rehetra. 
Manasa ny vehivavy rehetra anatrika ny fivoriana isam-bolana ny sabotsy 07 novambra 2020 amin'ny 2ora 30 hatramin'ny 4ora 30. 
Ho resahana amin'izany ny projet ny SVK amin'ity faran'ny taona ity.

Indro ny numerao azonao anarahana izany fivoriana antarobia izany :
Numéro d’appel : 01 72 01 29 11
Code d'accès : 1048498
Via vidéo conférence : https://join.freeconferencecall.com/lyonsvk5
FPMA
Tafo Lyon

Hafatra

Filazan-draharaha
dimanche 01 novembre 2020

Rakitra - octobre 2020

Dates Rakitra  Fandraisana Vokatra
Dim 4 octobre 306, 95 euros 325, 42 euros 10 euros
Dim 11 octobre - Alahadin'ny Tily 305, 72 ** 231, 55 euros  
Dim 18 octobre - Vokatra   276, 15 euros 1703, 72 euros - Valopy
805, 00 euros - Lavanty
Dim 25 octobre  176,70 euros   285, 00 euros - Valopy
265, 00 euros - Lavanty
Totaux 483, 65 euros * 833,12 euros * 3068, 72 euros *
* Remis lors des cultes en physique à l'EPTM
** Hors rakitra octobre 2020, remis à qui de droit
PrécédentSuivant